|
|
|
|

Teny iditra1 J    j    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3]
Mpanahaka  5 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny abidia
Lahatsoratra  7Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02