|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 jama
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fipetraky ny voa amin' ny sikidy, izay ankasa; ny mifanohitra aminy dia taraiky. [1.1]
Mpanahaka  4 sikidy

Teny iditra (2/5)5 jama
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7fanjakana. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  8assemblée, assemblée nationale, fête publique, grande revue.. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/5)9 jama
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11andiana : jaman-jaza, jamam-boro, ets. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)12 jama
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14heniheny. [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/5)15 jama
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17Nom général des herbes de grande taille qui envahissent les rizières et nuisent à la croissance du riz. Plus spécialement une Graminée : Oryza longistaminata A. Chev.et Roehr (Poaceae), espèce très voisine du riz cultivé ; et diverses Cyperaceae. Voir jamana. Le sarclage des mauvaises herbes dans les rizières tire son nom de cette espèce. On l'appelle asa-jama (asa : travail). Sens figuré : travail qui n'a pas de fin. Dans l'Est, on prononce plutôt : zama ou zamana.. [Merina, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 jama, 20 maja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09