|
|
|
|

Teny iditra1  jamaikanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina
4 Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 jamaican [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  jamaika, 9  jamaika

Fivaditsoratra  jamaikanina, 10 mijananaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08