| Entrée | 1 jamba mitantana jamba |
| Mots élémentaires | 2 jamba, 3 mitantana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon' izy ireo na kely aza [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|