| Entrée | 1 janjanana | 
| Radical | 2 janjana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |