| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 jofoina | 
| Fototeny | 2jofo | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Tovy hevitra | 9jofoana | 
| Fivaditsoratra | 10 anjofoy, 11 jofoina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |