Entrée | 1 jomojomoina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 jomojomo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 jomoina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |