|
|
|
|

Teny iditra1 kafeina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hery ao anatin' ny kafe izay mampihendratrendratra ny hozatra ka manamora ny asa ara-tsaina [1.1]

Fivaditsoratra  4 afenaky, 5 kafeina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12