|
|
|
|

Teny iditra1 kalanga
Fototeny  2langa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [Betsileo] [1.1]
Tovy hevitra  5langa, solanga, tsangantandroka
Tsanganana sy sary iray takila  6 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Fivaditsoratra  7 kalanga, 8 langàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12