Entrée | 1 kamambe |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro) [Betsileo]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |