|
|
|
|

Teny iditra1 kamifaoro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana ahalalana koa ny ravintsara, izay akana menaka misy fofony manitra fanao fanafody (Cinnamomum camphora) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de l'anglais « camphor »). Nom donné au camphre utilisé en pharmacie et, par extension, au camphrier, Cinnamomum camphora (L.) J.Presl (Lauraceae). Ce même arbre, planté comme arbre d'ornement à Tananarive, est plus connu aujourd'hui sous le nom de ravintsara. [Merina] [1.196]
Ohatra  5 Ny dité sy ny kafe sy ny paraky sy ny kininina ary ny kamifaoro, ets. [1.357#]
Voambolana  6 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  7 kamifaoro, 8 mikaforoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12