| Entrée | 1 kanakana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   ganagana [Tanala, Tanosy]
 [1.78] 4 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a tame duck [1.7] | 
| Explications en français | 6   cane, canard domestique [1.8] | 
| Vocabulaire | 7 Zoologie: oiseaux | 
| Synonymes | 8 gana, ganagana, vorombazaha | 
| Anagrammes | 9 kanakana, 10 nakanaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |