|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kanjo |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay
[1.1] [2.69#] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 cependant, au contraire
[1.3#308, 1.5#165] 5 malheureusement [1.5#165] 6 mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12] |
| Ohatra |
7 Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala
[2.69#]
8 kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny [2.528#] 9 kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga [2.296#] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 11 fa, 12 kango, 13 kinanjo, 14 nefa, 15 saingy |
| Teny iditra (2/3) | 16 kanjo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 Provincial for akanjo
[1.2#314] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: ahitra |
| Teny iditra (3/3) | 20 kanjo |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a trailing herb, Ipomea s
[1.2#314] |
| Voambolana | 23 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 25 jonka, kanjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|