| Entrée | 1 kaporaly | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a corporal [1.7] | 
| Explications en français | 5   caporal [1.8] | 
| Tous les mots composés | 6 kaporaly-sefo | 
| Vocabulaire | 7 Militaire | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |