|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kapy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny enti-milaza olona azo babo, sambobelona ivelan' ny ady.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 kapy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Hena mahia sady mafy.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8kapikapy |
| Teny iditra (3/3) | 9 kapy |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Mahia, manify kely, kapilany.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 12 kapy, 13 kipa, 14 paky, 15 pika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|