|
|
|
|

Entrée (1/3)1  karatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina
Explications en anglais  4  [1.7] a card, a ticket
Explications en français  5  [1.8] carte d'entrée, billet
Tous les mots composés 
Synonymes  11  bie

Entrée (2/3)12  karatra
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.1] Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Tous les mots composés 
Analogues  18  hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia, karamanga

Entrée (3/3)19  karatra
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  [1.1] Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony
Tous les mots composés 
Vocabulaire  24  Jeu
Synonymes  25  karatra filalaovana
Analogues  26  joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena
Illustrations 

Mis à jour le 2025/09/12