Entrée | karija | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sakalava]
Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1] | |
Entrée | karija | |
Partie du discours | nom | |
Analogues | sikidy | |
unkLabel:: |
| |
Entrée | Karija | |
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
Exemples | Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508] | |
Vocabulaire | Histoire: personnages | |
Anagrammes | jarika, karajy, karija |
Mis à jour le 2022/05/25 |