Un habile homme qui sait se tirer d'affaire; un coquin [1.3]
Exemples
1
Endre tabataba re izany, Fa ireo karilahy ihany;[1.437]
2
Izay nitranga tamin'izay, fa niafonafona tamin'ny hatezerana nihidy vazana ireo karilahy tsy nahazo vola sy tsy nahatratra éntana, ka ny teny an-kodi-dRangahy no hifandriatany.[2.588]