|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kasoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 farim-peo
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 kasoka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fisafoana mandalo dia izay, kasika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the act of rubbing, or of rubbing against something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 action de frotter
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 32 kasoka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 (de kasaka : action de frotter énergiquement, de réduire en poudre). Grains de haricots qu'on écrase en poudre à laquelle on ajoute du sel et des aromates. On en fait ensuite une sorte de purée, de brouet.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 36 Toe-karena: hanina |
| Fivaditsoratra | 37 kakaso, kasoka, 38 sokàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|