|
|
|
|

Teny iditra1 katolo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-borona izay mahatonga loza mampifindra fonenana, hono, ny volony raha miboha ao an-trano [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: vorona 5 Finoana

Fivaditsoratra  6 katolo, 7 tokalo, 8 toloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12