|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 katraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo heno mikepoka amin' ny fianjeran' ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 bruit d'un corps dur tombant ou frappant sur un autre; bruit d'une respiration gênée, comme celle d'un poitrinaire, d'un mourant; action de frapper avec bruit
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Feo |
| Teny iditra (2/4) | 21 katràka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 sarety
[Masikoro]
[2.606#152] |
| Teny iditra (3/4) | 24 katraka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 chef, patron
[1.60#161] |
| Teny iditra (4/4) | 27 katraka |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 karazan-dolo (bibikely)
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 30 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | katràka, katraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|