Entrée | 1 katsentsitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.13] ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa |
Explications en français |
4 [1.13] parasite |
Exemples |
5 [2.424#] Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro.
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 8 Biologie |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |