|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 katsomanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tehina lava be marani-doha atao solon-defona.
[Betsimisaraka]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4pieu pointu, lance. (jàndrana)..
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (2/3) | 5 katsomanta |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 katsomanta |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(le sens général de ce mot est pointu, acéré). Kaliphora madagascariensis Hook. f. (Montiniaceae). Arbuste à écorces utilisées comme purgatif. Encore appelé kipantsizona, kipantsongona, etc..
[Merina, Sihanaka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 12 katsomanta, 13 tsakomanta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|