| Entrée | 1 kenakenaina | 
| Radical | 2 kenakena | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 ikenakenana, 11 kenakenaina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |