|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kesika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a box
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 caisse
[1.8] 5 bois pour caisserie [1.196] |
| Ohatra |
6 sady notolorany kesika kely aho hipetrahako.
[2.499#]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 hazokesika |
| Teny iditra (2/2) | 8 kesika |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Anarankazo somary pa-tendro, izay ahazoana hazo fotsy sy maivana ary mora fantsihana ka ampiasaina indrindra amin' ny fitondrana entana amin' ny sambo, masinina, fiarakodia... (Pinus patula, kashya...)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (du français : caisse). Nom donné aux Pins introduits et plantés comme essence de reboisement parce que leur bois était utilisé pour les emballages. Ce sont surtout : Pinus caribaea Morelet, Pinus kasya Royle ex Parl. et Pinus patula Schltdl. & Cham. (Pinaceae). Ils constituent aujourd'hui d'importants peuplements et sont devenus la matière première que travaille l'usine à pâte à papier. Lorqu'on veut distinguer l'arbre lui-même de l'emballage, on précise hazokesika pour l'arbre et vatakesika pour l'emballage, la caisse.
[Merina, Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 kasike, kesika, 17 kisake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|