|
|
|
|

Entrée1  kikisana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kiky
Explications en malgache  4  [1.1] Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra
Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto
Explications en anglais  5  [1.7] to be scraped; to be gnawed
Explications en français  6  [1.8] qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 

Anagrammes  12 kikisana, 13 kinasika

Mis à jour le 2025/09/12