|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kilao
Fototeny  2kila
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kilaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 [1.3]

Teny iditra (2/2)5 kilao
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo grama, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1]
Tovy hevitra  8kilaograma

Fivaditsoratra  9 iloka, 10 kalio, 11 kaloy, Kaloy, 12 kialo, 13 kilao, 14 kiloa, 15 kolay, 16 laiko, 17 lakoy, 18 laoky, 19 Lioka, 20 loaky, 21 olika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03