|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kinaka
Fototeny  2 kaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 calé [1.3#305]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakaka

Teny iditra (2/2)10  kinaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Jereo hinaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 comme hinaka [1.3]

Fivaditsoratra  14 kanika, kinaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08