|
|
|
|

Entrée1  kingakinga
Partie du discours  2  nom
Radical  3  kinga
Explications en malgache  4  [1.1] Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa
Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika
Exemples  5  [2.895] kingakinga ery ny Komandy, nody.
6  [2.445] Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io.
7  [2.472] Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy.
Dérivés 
Adjectifs :
Synonymes  9  kinga

Mis à jour le 2025/09/12