Entrée | 1 kinianiavina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 kiniania |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao an-tsitrapo mba hananihaniana: Tana tsapako fa nokinianiaviny mihitsy iny zavatra iny Lalaovina, anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao aho |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |