|
|
|
|

Entrée1  kiniky
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  kiky
Explications en malgache  4  [1.1] voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo
voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany
Explications en français  5  [1.3#329] ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  voakiky

Anagrammes  10 kikiny, 11 kiniky

Mis à jour le 2025/09/12