|
|
|
|

Teny iditra1  kipilizana
Fototeny  2 kipily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Torahana zavatra, izay toa mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ilay asiana: Aza kipilizan' ialahy langilangy leitia ny omby a! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08