| Entrée | 1 kisa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 mila kisa | 
| Synonymes | 5 akisa | 
| Anagrammes | 6 Iska, 7 kasy, 8 kisa, 9 saky, 10 sika, 11 skia | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |