|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 kivalavala
Fototeny  2valavala
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 said or done in jest; showing disrespect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 fait ou dit par plaisanterie [1.3#341, 1.8]
7 qui aime à plaisanter, à rire [1.3#341]
8 peu respectueux [1.8]
Ohatra  9 Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra? [2.285#]
10 Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay [2.588]
Voambolana  11 Ontam-po

Teny iditra (2/3)12 kivalavala
Fototeny  13vala
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 petit parc, petit entourage [1.3#341]

Teny iditra (3/3)17 kivalavala
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3#341]

Fivaditsoratra  21 kilavalava, 22 kivalavala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12