Entrée | kivina (kivy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kivinao amin' izany filazana antsanga tsy aman' orana izany ny zanako [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be discouraged by someone or something [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on décourage [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | ankivy, kivina, vañiky, vikina, vinaky |
Mis à jour le 2023/01/20 |