|
|
|
|

Teny iditra1 kômitỳ
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [komìty] a committee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 [komitỳ] comité [1.3]
6 [komìty] comité [1.8]
Ohatra  7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Tsipelina hafa  11kaomity
Mpanahaka  12 vaomiera, 13 vaomiera
Kamban-teny rehetra  14komitim-pahasalaman'ny mpianatra

Fivaditsoratra  15 kômitỳ, 16 mikito, 17 mitoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08