Entrée | komonisma | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany [1.1] | |
Vocabulaire | Politique | |
Origine | Français: communisme. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |