|
|
|
|

Teny iditra1  kopahina
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory
5 Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra
6 Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka
7 Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 kapohina, kopahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08