|
|
|
|

Entrée1  korapahina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  korapaka
Explications en malgache  4  [1.1] Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanona ny raharaha korapahina
Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12