|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lafitany
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  lafy, tany
Explications en français  4  [1.66.fr#126] points cardinaux
Exemples  5  [4.27#] Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana.

Entrée (2/2)6  lafitany
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.78] hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany [Sihanaka]

Anagrammes  9 fitanila, 10 lafitany

Mis à jour le 2025/09/12