|
|
|
|

Teny iditra1 laingoina
Fototeny  2laingo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoiny ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9laingoana

Fivaditsoratra  10 anangiloy, 11 laingoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12