| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 lakan-drafitra | 
| Singan-teny | 2lakana, 3rafitra | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 pirogue en planches [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Ohatra | 
7 lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137] 
 8 Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14]  | 
| Voambolana | 9 Fifamoivoizan-tsambo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |