|
|
|
|

Entrée1  lakroa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy
Exemples  4  [2.588#] Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony;
Tous les mots composés 
Vocabulaire  6  Religion et Liturgie
Analogues  7  hazofijaliana

Anagrammes  8 lakroa, 9 Rakola

Mis à jour le 2025/09/12