|
|
|
|

Teny iditra1 lalanana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 bambou pour porter et conserver l'eau. [Tankarana] [1.19]
6 (de alalana : intermédiaire). Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. Voir aussi lananana. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry
Tovy hevitra  8lananana

Fivaditsoratra  9 lalanana, 10 lañalaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12