|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lalina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] deep
5  [1.2] profound
Explications en français  6  [1.3] Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre
7  [1.3, 1.8] profond
Exemples  8  [2.324] Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  26  15 mots contenant lalina
Antonymes  27  marivo
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot lalina

Entrée (2/2)29  lalina
Partie du discours  30  nom
Explications en français  31  [1.196] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy]
Vocabulaire  32  Botanique

Mis à jour le 2025/09/12