| Entrée | 1 lambatsilena |
| Mots élémentaires | 2 lamba, 3 tsy, 4 lena |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en anglais |
6 [lamba tsy lena]
tissu imperméable en caoutchouc [1.2] |
| Exemples |
7 Kotsa avokoa ny fitafiako rehetra fa tsy voasakan' ny lambatsilena nisalorako intsony ny fitifitry ny erika narahin-tafiotra.
[2.5]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|