|
|
|
|

Teny iditra1  lambonava
Singan-teny  2 lambo, 3 ava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay karazam-dambo vaventy aty ampatrana. Potamochoerus edwardsii, Grandidier. Vaventy kokoa noho ny lamboniva ity ary vonivony kokoa ny volony. [1.10#L125]
Fanazavàna teny anglisy  6 wild hog found in the upper forests, Potamochoerus edwardsii, Grandidier. [1.2]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08