Entrée | 1 laviana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 6 Météorologie |
Anagrammes | 7 avilana, 8 ivalana, 9 lavania, 10 laviana, 11 valiana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |