| Entrée (1/2) | 1 lavitra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   (optimp lavira) far, distant [1.2] 5 far away [1.7] | 
| Explications en français | 6   éloigné [1.3, 1.13] 7 distant [1.3] 8 lointain [1.8] | 
| Exemples | 9   Izay lavitry maso : lavitry ny fo!
[2.499#47] 10 lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3] 11 lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3] 12 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472] 13 Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508#265] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 29 13 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 31 lavitra | 
| Partie du discours | 32 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 33   Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1] | 
| Explications en anglais | 34   far [1.7] | 
| Explications en français | 35   loin [1.3, 1.8, 1.13] | 
| Exemples | 36   mandeha lavitra (aller loin)
[1.3] 37 nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472] | 
| Antonymes | 38 akaiky | 
| Anagrammes | 39 lavitra, 40 livatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |