|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lefo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefahana. [1.1#537]
Fanazavàna teny frantsay  4 souplesse, flexibilité. [1.3#397]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6 lefolefo
Kamban-teny rehetra  7 hotsilefo

Teny iditra (2/2)8  lefo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 lohatrano. [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  11 fole, 12 lefo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09